Archive pour avril 15th, 2008




CDE MAJUNGA

MAHAJANGA

70% NY ANKIZIVAVY NO TENA MIZAKA NY MAFY

Manana ny CDE ( Commission des Droits de l’Enfant ) I Mahajanga izay ivondronan’ny fikambanana maromaro miaro ny zon’ny ankizy izany. Miara-miasa ihany koa amin’ny polisy sy ny fitsarana ity rafitra ity. Ny ankizivavy no tsapa fa mizaka ny mafy

Amin’ireo tranga 331 nosahanin’ny CDE eto Mahajanga dia tsapa fa ny ankizivavy no tena iharan’ny herisetra na fanohanana matetika. Ankizivavy 224 na 70% no voakasik’izany. 9 ka hatramin’ny 13 taona ny salan-taonan’ny ireo tra-pahavoazana. Ka ny 50% aminiz’ireo dia niharan’ny herisetra ny filan’ny nofo.Raha ny eto amin’ny faritan’I Mahajanga no jerena dia mandiso ny tombamaso matetika satria maro ireo vehivavy efa renim-pianakaviana alohan’ny faha 15 taonany. Maroroka noho ny toe-tany sy ny toetr’andro ny ankizy eto amin’ny faritany, ka lasa aloha eo amin’ny fananahana sy ny firosohana amin’ny fanambadihana.Matetika anefa araka ny tranga maro fahita amin’ireo antontan-taratasy ao amin’ny CDE , tsy mateza ny tokan-tranon’izy ireny, hany ka ireo zanany no ratsy karakara.Amin’ny maha-vondrom-pikambanana tsotra ny CDE dia miara-miasa akaiky amin’ny “police des moeurs” sy ny “juge des enfants” ary ny mpanao gazety eto Mahajanjga ny CDE .Mahomby ny fiaraha-miasa ary manamaivana ihany koa ny andraikitry ny fanjakana.

Olive

Add a comment avril 15, 2008

GOOD PICNIC

GOING FOR A PICNIC

Lanto and her family have decided to go for a picnic at Zahamotel – Mahajanga. They are putting a basket of food in the back of food in the back of the car. They have found a nice place in the country. They have stopped the car under some trees, near a lake. Her mother has opened the basket. She is putting a cloth on the grass. Lanto has brought the picnic case. She is putting the plates, and the knives and forks on the cloth. Her brother has taken a cold chicken out of the basket. He is putting it on a dish. Her father Mr Rivo has opened a bottle of cider, he is pouring some cider into paper cups. Her mother has put some chicken on all the plates. Her mother and father are sitting on a tree trunk. And the Lanto and brother are sitting on the grass. They are all enjoying their lunk. Her family have finished their meal , her father is smocking his pipe. And her mother is reading a magazine. Lanto have gone for a walk round the lake.

Olive

Add a comment avril 15, 2008

Pages

Catégories

Liens

Méta

Calendrier

avril 2008
L Ma Me J V S D
     
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
282930  

Articles par mois

Articles par catégorie

 
Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.